|
|
|
|

Entry1  manao ronono an-tavy
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  manao, ronono an-tavy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fanomezantoky handroboana ny sasany; teny mamy manodoka, maharenoka sy mahafaly, saingy tsy azo vitaina sy tanterahina

Updated on 2025/07/29